-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano tao am-pandriana ity raim-pianakaviana, tokony ho 25 taona, rehefa notsatohan-dramatoakely ny antsy teo amin’ny fony. Tany Ambatolampy no nisehoan’ity...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’Ambohipihaonantsoa Ambohimandroso,
ny herinandro teo ny tovolahy iray nitondra basy P.A iray marika Unique miaraka amin’ny...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
« Tanora ratsy fihary ka antitra vao ratsy laoka ».
Ohapitenena tena mitombina ary azon’ny tanora maro isaintsaina io. Mila omanina dieny tanora, araka izany, ny fahanterana...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Nitokana ny ivontoerana manokana ho an’ny zokiolona tany Vavatenina ny talen’ny fampiroboroboana ny miralenta ao amin’ny minisiteran’ny Mponina,
Pilaza Jaona Adolphe,...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Nihena tokoa ny delestazy na tsy foana tanteraka aza.
Ho an’ny minisitry ny Harena stratejika, ny toromariky ny filoham-pirenena ny tsy hisian’ny delestazy no narahina ary ho...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Tandindomin-doza ! Mitahiry ny kolontsaina sy ny fomban-drazana Sakalava ny alan’Andriamisara, kaominina Ambalakida, distrika Mahajanga II.
Mihapotika anefa izany, vokatry ny...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Nankalazaina, omaly, tany Moramanga ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny toeram-ponenana. Lohahevitra noraisina ny hoe, « Ny feo avy any amin’ny trano tsizarizary ». Raha ny...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Nomena mari-pankasitrahana,
omaly, ireo mpianatra nahavita fiofanana tao amin’ny sekoly Ivontoerana ambony momba ny teknolojia (IST) ambony. Fiofanana manokana, miompana amin’ny...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Sambany naneho hevitra voalohany manokana,
tamin’ny alalan’ny mpanao gazety eto anivon’ny Taratra ny mpiandraiki-draharaha amerikanina vaovao, Stephen Anderson. Nitondrany...
-
Mardi 07 octobre 2014 à 00:00:00
Hisy hetsika indray ny tontolo politika ato ho ato...
Tsy mahatsara orina ny tsy fanitsakitsahan’ny mpitondra ny lalàna, araka ny fijerin’ny depiote Razanamahasoa...