-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Cinq mois après la mise en place du gouvernement,
les nominations sont encore à l’ordre du jour. Pas plus tard que vendredi dernier, le conseil des ministres a...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Il est le seul président de parti, pour le moment, à être optimiste quant à la tenue d’une convention entre les acteurs politiques à Madagascar....
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Vita ny fiofanan’ny mpanentana 54 momba ny fandraisana an-tanana ny ankizy mbola tsy nandia fianarana mihitsy sy ireo niala an-daharana tany an-dakilasy teny Benasandratra, nandritra ny 10...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nifarana ny asabotsy lasa teo,
tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny fankalazana ny faha-53 taonan’ny polisim-pirenena. Tamin’ny alalan’ny fifaninanana...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nasandratry ny katitakely avo dia avo,
indray ny lazan’ny tenisy malagasy, nandritra ny «Jeunes Dodos», notanterahina tatsy Maorisy. Fandresena dimy tamin’ireo...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Madagasikara, Frantsa, Alemainina, USA, Soisa,
Norvezy… Samy nanana mpilalao jazz tetsy Antsahamanitra avokoa ireo ny asabotsy teo. Nanjary sehatra nifanakalozana fahaiza-mitendry ny...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Fianakaviana 350 no nizarana nofon-kena mitam-pihavanana, omaly tetsy Andavamamba.
Ny fikambanana silamo, tarihin’ny Maulana Mujeeb, izay manatanteraka ny Eid Mubarak na sorona masina...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nafana ny fifanandrinana! Nofaranana tetsy anoloan’ny lapan’ny Tanànan’Antananarivo Analakely ny “Hiragasy makotrokotroka”.
Adin-kiragasy...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Ny efa nijery, tonga indray. Ny mbola tsy nahita, nanatevin-daharana.
Tsy nijanona teo amin’ny efa zokinjokiny ihany fa tsikaritra ho voasariky ny “Ny lasako” ihany koa ny...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Manana tetikasa mahomby hampandrosoana ny fampianarana amin’ny tany an-dalam-pandrosoana ny Club Acedemy sy ny Sos Vilage d’enfant.
Hisitraka ny loka avy amin’ny Unesco...