-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Nitondra ny heviny manodidina ny fiainam-pirenena amin’izao ny CT teo aloha, Samihary Floriot. “ Misy antony lehibe matoa mbola tsy mivoaka ny vola amin’izao fotoana”, hoy...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Nampiaka-peo.
“Misy manoro vohana sy mamahan-dalitra ny filoham-pirenena ka milaza fa mpanohitra ny Malagasy Miara-miainga. Lainga izany. Misy mpisolelaka ao an-dapa ao ary miteniteny...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Mitana ny heviny hatramin’ny farany ny fivondronan’ny herin’ny mpanohitra eto Madagasikara.
Tsy miady seza izy ireo ary tsy hiditra ao amin’ny Antenimierampirenena.Ny...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Hiverina hanampy sy hanohana indray. "Nanamafy ny fitiavany hamerina indray ny fiaraha-miasa izay tapaka teo aloha ny Vondrona eoropeanina (UE).
Efa mipetraka ny lalàna fototra...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Miroso miandalana ny fanatonan’ireo Vondrona iraisam-pirenena antsika.
Noraisin’ny minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Mahafaly Solonandrasana Olivier teny Anosy,...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy ny sezan’i Tsimbazaza no mahamaika.
Mbola nohamafisin’ny Vovonan’ny mpanohitra eto Madagasikara, nikarakara ny fihaonamben’ny mpanohitra tarihin-dRavololomanana...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Voafahan-dalitr’ireo tandapany ny filoham-pirenena. Nampiaka-peo ny amin’izany ny depioten’ny Malagasy miara-miainga (MMM),
Rémi dit Jao Jean, izay filoha lefitry ny...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
« Mpitondra tsy niomana hitondra no misy eto satria telo herinandro no niomanan’izy ireo talohan’ny fifidianana ».
Izany no sakana tsy hivoaran’ny...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Après deux mois d’attente,
les quatre nouveaux membres de la Haute cour constitutionnelle (HCC) prendront enfin leurs fonctions. Leur prestation de serment est prévue vers...
-
Jeudi 02 octobre 2014 à 00:00:00
Outre le dernier avis de la Haute cour constitutionnelle (HCC) sur la définition de l’opposition qui divise les acteurs concernés,
la tenue prochaine d’une...