-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Nitohy teny amin’ny boriborintany II ny faran’ny herinandro teo ny hetsika fiahiana ireo mpianatra hiditra an-tsekoly nataon’ny vondrona Mapar izay notarihin’ny filohany,...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Efa-taona aty aoriana,
tafaverina sy tafapetraka indray ny federasiona malagasin’ny ady totohondry (FMBO). Tontosa, ny asabotsy teo, tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy mijanona fotsiny amin’ny basikety ny hetsika karakarain’ny Sport Event sy ny sekoly ambony Inscae.
Ankehitriny, mikarakara fifaninanana eo amin’ny taranja baolina kitra...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo ekipazy hiatrika ny dingana fahefatra,
amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rallye, Radom sy Tita, mitondra ny fiara Volkswagen Polo 9, avy...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Niditra teo amin’ny herinandro fahefatra ny fifanintsanana, amin’ny fiadiana ny “Open international BMOI – Air France”,
taranja tenisy. Fihaonana notontosaina,...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Roso ny taom-pianarana vaovao ho an’ny ambaratonga telo manomboka anio.
Vita ny fialan-tsasatra fa hiverina an-dakilasy ny mpianatra mandritra ny telo volana voalohany. Hosantarina anio...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Natolotry ny Rotary Club Agnambahy ny mponina ao amin’ny fokontany Ambahibe,
kaominina ambonivohitra Farafangana, ny vovon-drano izay ezaka avy amin’ny fikambanana. ...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Ny samy ngeza, Razafimahandry avy any Sahavatobe sy Ramiadamahefa avy any Antaninandro Centre,
no niatrika ny dingan’ny manasa-dalana ampahany faharoa, amin’ny « Hiragasy...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Nafana ny revy niarahana tamin’i Samoëla sy Stéphanie,
tetsy amin’ny kianjan’Antsahamanitra omaly tolakandro. Na teo aza ny fahatarana 20 mn tamin’ny...
-
Lundi 29 septembre 2014 à 00:00:00
Nahavariana ny nahita ity trangan-javatra iray ity,
nandritra ny fifidianana ireo hitantana ny taranja ady totohondry, ny asabotsy lasa...