-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Niady tanteraka ireo lalao ampahefa-dalana amin’ny fifaninanana nasionaly eo amin’ny volley,
sokajy lehilahy, omaly. Tamin’ny alalan’ny “tie-break” no...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Jiujitsu. Taranja nisy efa ela ary efa nahazoantsika medaly iraisam-pirenena sy nifaninanana hatrany.
Saingy, izao vao tafatsangana sy nahazo fankatoavana tamin’ny minisitera ny...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina, omaly tetsy Antananinarenina,
ny hetsika fito alahady izay fanaon’ny fiangonana Shine. « Vahaolana avy amin’Andriamanitra » no lohahevitra hovoizina...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Marobe ny boky, tantara an-tsehatra na fandefa amin’ny onjampeo mikasika ny “Raharaha 1947”. Miavaka kely amin’ireo kosa no hoentin-dRaharimanana Jean-Luc, mpanoratra, sy...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Hotontosaina ny 17 hatramin’ny 25 avrily 2015 ny andiany faha-10 amin’ny “Festival Rencontres du film court” na ny RFC, hetsika miompana amin’ny fampiroboroboana ny...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
“Tsy afaka hanao an-kilabao ny sosialin’ny mponina ny tetikasa Ambatovy satria efa nampanantena sy nametraka avo ny lafiny maha olona.
Nahafoy ny ampahan-taniny hanaovana io...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Feo tena malagasy!
Ny 31 oktobra izao manomboka amin’ny 9 ora alina, etsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy (CFM) Anosy. Hanatanteraka seho « Soirée Glita »...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Jonny R’Afa…
Mpanakanto mpihira sy mpitendry no tena nahafantaran’ireo nankafy ny mozika « folk » sy gasigasy azy. Ny « Rabodoniarivo », «...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
“Taolaza”, kolontsaina Betsimisaraka tsy lefy laza hatramin’izao.
Fety fanao eo afovoan-tanàna isaky ny volana jona, jolay ary aogositra. Fangatahana joro, mira...
-
Vendredi 26 septembre 2014 à 00:00:00
Manomana fihaonambe voalohany eo amin’ny tantaran’ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo eto Antananarivo ny mpiandraikitra eny Ankatso sy ny fakiolte vahiny avy amin’ny...