-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Manana ny mampiavaka azy manokana ny faritra Vakinankaratra amina karazam-bokatra rehetra. Anisan’ny ataon’ny faritra vaindohan-draharaha, ankehitriny, ny fanatsarana ny voly...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
"Tsy azo ekena ny fiaraha-mitantana, fa familiviliana... Tsotra ny fitakiana: rehefa neken’izao tontolo izao fa an’ny Malagasy ireo Nosy ireo, avereno aminy aloha. Avy eo vao...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
“Tohin’ny dinika natao teto amin’ny firenena ireny nambaran’i Dada ireny. Nisy dingana maro sy narahina hatramin’ny fifidianana. Tsy gaga isika raha niteny ny...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Nitondra valin-kafatra ho an’ny minisitry ny Atitany ny amin’ny tokony hanaovan’ny Antenimierampirenena fivoriana tsy ara-potoana ny sasany amin’ireo depiote.
Tsy...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Nomelohin’ny fitsarana sazy mihatra 30 volana an-tranomaizina ny renim-pianakaviana iray 45 taona nahavita namono nahafaty ny rafivaviny tao Toamasina.
Ny volana avrily 2012 no...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Io sahady !
Olona valo no indray voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ity halatra taolam-paty 300 kg saron’ny zandary tao Sabotsy Ranoroahina Fianarantsoa, ny asabotsy teo...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy hita nanomboka ny alarobia 17 septambra lasa teo, tamin’ny 4 ora tolakandro, Randrianantenaina Rujhi Gaël. Very teny 67 ha teo ampitan’ny Havana ity zazalahy fotsy...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hihaona amin’ny Praiminisitra, ny sendikàn’ny « paramédicaux » rahampitso mahakasika ny fangatahan’izy ireo. «...
-
Mercredi 24 septembre 2014 à 00:00:00
Fomba fiteny ara-diplaomatika toy ny efa nambarany amin’ny mpitondra ihany.
“Maniry izahay ny hampiharana manontolo ny sori-dalana. Eo koa ny fametrahana ny fanjakana...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
La fédération de sport auto moto à Madagascar (Fsam) et Runmada,
organisateurs de la troisième manche du championnat de Madagascar de run vont ajouter du spectacle...