-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
Mitady vahaolana any ivelany any izao ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Air Madagascar,
miaraka amin’ny filohan’ny Repoblika, Rajaonarimampianina Hery....
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
Tafahoatra ny fitrandrahana sy ny fanondranana drakaka avy eto Madagasikara.
Ny volana jona 2014 lasa teo, raha ny tarehimarika navoakan’ny ASH*, nisy 1.400 t ny drakaka velona...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
Atao ny faran’ny herinandro teo,
tao amin’ny Hotel La Villa Antsirabe, ny lanonana fanolorana masomboly manokana sy voafantina roa karazana ho fanatsarana ny voka-bary, any...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
Niditra an-telefaonina mivantana tao amin’ny Magro Behoririka, araka ny efa nampanantenaina ny faran’ny herinandro teo ny filoha teo aloha,
Ravalomanana, omaly rehefa avy...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
"Nampidirin’ny Frantsay tamin’ny adihevitra nifanaovana tany Frantsa ny momba ireo Nosy malagasy dimy. Misy dikany izay: tsy tao amin’ny fandaharam-potoana izany tany...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
Nivoaka amin’ny fanginany.
Nivahiny tao amin’ny fandaharana Tafatafa, onjampeo Kolo FM 88.8, ny kandidà filoham-pirenena Rabetsaroana Sylvain. Nitondrany ny heviny ny...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
“Tokony hiainga any ifotony ny fampihavanana. Toy ny efa nataonay sy natomboka, mihavana sy mifampatoky ary mifanerasera ny tantsaha rehefa nampiana sy notohanana amin’ny teo...
-
Mardi 23 septembre 2014 à 00:00:00
“ Tsy mandà ny hanao fanambaram-panana ny depiote.
Takinay fotsiny ny hampitoviana ny fomba fanatanterahana izany”, hoy ny depiote Tim, Razafimanantsoa Hanitra ny...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
ABC construction a donné une formation sur la pose de carrelage, vendredi dernier, à Ivandry. Cette séance vise à informer le public sur les bonnes méthodes et...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Chaque rencontre a fait des heureux hier pendant la 6è journée du championnat Top 14, mais le heurt TFA-Tam fut incontestablement le clou du spectacle.
Les deux formations ont...