-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Même s’il ne l’a pas annoncé directement,
Marc Ravalomanana est dorénavant réticent à l’idée de collaborer avec le régime...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Nifarana omaly ny fifaninanam-pirenena, eo amin'ny taranja tsipy kanetibe,
ho an'ny taom-pilalaovana 2014. Ny klioban'ny CBT avy amin'ny ligin'Analamanga no nandrombaka ireo...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Araka ny efa fantatra, nanomboka ny alarobia 17 septambra teo ka haharitra 10 andro, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Nifarana omaly ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja basikety,
sokajy U14 zazalahy sy zazavavy sy sokajy “veterans” lahy sy vavy, rehefa nizotra tany Fenoarivo...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Ny fihaonana teo amin’ny sokajin’olon-tokana vehivavy sy ny olon-droa miaraka lehilahy no niatrika ny fifanintsanana ho an’ny fiadiana ny “Open international BMOI...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Mandra-pahatonga ny fanombohan’ny fisoratana anarana eny anivon’ny sekolim-panjakana sy ny fitsipika mifanandrify amin’izay, tsy miandry izany ireo ray aman-drenin’ny...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Efa manomboka eto Toamasina ary notsidihin'ny minisitry ny Fanambeazam-pirenena ,
Rabary Paul, ny zoma teo, ny ivotoerana misy ireo mpianatra naverina an-tsekoly . Hanaovana...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Aty an-tanàn-dehibe, amin’ny ankapobeny, aman’hetsiny ny vola lanin’ny ray aman-dreny amin’ny fampidirana an-tsekoly ny zanany, indrindra raha nisafidy sekoly tsy...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Ho an’ny sendikà Sekrima any Toamasina,
tsy mifanaraka amin’ny filàn’ny mpiasa amin’ny fiainany andavanandrony ny karama farany ambany. Manentana ny...
-
Lundi 22 septembre 2014 à 00:00:00
Natao ny faran’ny herinandro teo ny fankalazana ny fahadimy taona niorenan’ny Ivontoeram-pitantanana kaonty ankatoavin’ny fanjakana na “Centre de gestion...