-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Une certaine frange de personnes, pour ne pas dire la majorité, s’étonne du fait que l’ancien président déchu, Marc Ravalomanana, soit toujours au centre...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Taxi-be iray mampitohy an’Ivato ndray no namoa-doza teny amin’ny lalana Digue,
omaly maraina. Olona 18 indray naratra tamin’izany loza izany. Soa ihany fa tsy nisy ny namoy...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Ny alin’ny talata hifoha alarobia lasa teo, nitrangana halatr’omby indray ny tao amin’ny fokontany Atsoy, kominina Mahaboboke Toliara. Nandritra ny fanarahan-dia no...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano ireto roa lahy voatifitry ny zandary tany Andranonanahary kaominina Bongatsara,
omaly vao maraimbe. Vao avy nanafika tokantrano iray tany Ambolamena Bongatsara izy ireo,...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Teo am-panomanana ny tetika hanafihana no saron’ny polisy ireo jiolahy raindahiny ao Toamasina.
Tratra avokoa ny enin-dahy… Izany dia tao anatin’ilay hetsika “ndeha...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Notapahana nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny faran’ny herinandro teo,
fa atsahatra amin’ny asany, ny filohan’ny oniversiten’i Mahajanga, ny Pr. Rabesa...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy hita be ihany ny fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena.
Mifangaro voraka izay ho mpampihavana sy ny mila hampihavanina. Ho raikitra ihany sa tsy ny...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
Manaraka akaiky. Nidina ifotony tany amin’ny distrikan’i Marovoay, faritra Boeny, ny herinandro teo, ny solontena maharitry ny Firenena mikambana (ONU), notarihin’i Fatma...
-
Lundi 11 aout 2014 à 00:00:00
"Eo amin’ny fampodiana ny filoha teo aloha, Ravalomanana, ny olana iray.
Anjaran-dry zareo ao amin’ny fanjakana no mijery ny vahaolana amin’izany, miaraka...
-
Samedi 09 aout 2014 à 00:00:00
Le monde reconnait les artisans malgaches de par leur originalité et leur talent.
Ces créateurs tirent le meilleur de toutes les matières possibles, le bois et autres...