-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
« Amin’ny toerana kelikely foana aloha izahay no tazana,
satria misy ny hetsika goavana ketrehin’ny tarika ato ho ato ». Io no nambaran’i Roger, raha nihaona...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Miseholany eny amin’ny fitsarana ny fisaraham-panambadiana.
Raha ny salanisa, mahatratra telo isan’andro ny mpangataka solon-tsakafo eny an-toerana. “Filoha lefitra sivy ao...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Mitodika any amin’ny faritra Diana indray ny birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT).
Misy ny atrikasa atao ao amin’ny Hôtel de la Poste, Antsiranana, anio 27 mey,...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Anisan’ny tetikasa goavana efa volavolain’ny fanjakana indonezianina ny hampiroboroboana ny fambolena soja eto Madagasikara.
Misy ny fandaharanasa Matoy, hiarahany amin’ireo...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Fanamafisana ny traikefa !
Mpanao gazety 36 (nizara andiany roa) no nahavita fiofanana herinandro vitsy lasa izao. Miavaka ity fiofanana ity satria miompana manokana amin’ny fanaovana...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Nisy vokatra ara-toekarena ihany koa ny dian’ny filoha Rajaonarimampianina Hery tatsy Afrika Atsimo.
Mpandraharaha anjatony no mitady antoka ahafahana mampiasa vola ampahatoniana eto...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Filaminana ivelany ihany ?
« Milamina ny Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina (Mapar). Sambany rahateo ny filoha Rajoelina no niara-nidinika aminay depiote hatramin’ny...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Ny teny natao mora tsiahivina... "Ny famerenana ny fifampitokisan’ny vahoaka sy ny fanjakana no hiantoka ny fandriampahalemana ho an’ny olona sy ny fananana mandritra ny fotoana...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Inona ny foto-dresaka tamin’ny fihaonan’ny filoha Rajaonarimampianina sy Ravalomanana tatsy Afrika Atsimo?
Andrasana izay ho vokany... "Inona no antsipiriany tamin’ny...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Nomarihina, ny faran’ny herinandro teo tetsy Ankorondrano ,
ny faha-35 taonan’ny Fikambanan’ny zanak’Alaotra (Fizalaotra). Nohararaotina ny fihaonana...