-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Hanatanteraka ny voka-dehibe ny fiangonana FJKM Ambodifahitra Martiora ny alahady 25 mey izao.
Io no fotoana lehibe voalohany hihaonan'ny taranak'Ambodifahitra mba hisaorana'izy ireo...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Iray volana mialoha ny fetin’ny Fahaleovantena, efa betsaka ny mivarotra tsipoapoaka eny an-tsena raha ny eto Antananarivo renivohitra no resahina. Raha ny filazan’ny avy ao...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Efa mandroso ny fanomanana ny fandraisantsika ny “Afrobasket U18 Men 2014”,
amin’izao fotoana izao. Efa saika mandray ny andraikiny avokoa ireo kaomisiona rehetra eo...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Mifanindran-dalana ny fotoana niorenan’ny toeram-panabeazana ireo manana fahasembanana ara-tsaina Les Orchidées blanches
sy ny nanaovana ny hetsika fivarotana mofo briosy sy...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Mitohy ary mihamafy hatrany ny fanazarantenan’ny Makis de Madagascar,
eo amin’ny fanomanana ny “Can 2014”, tanterahina eto amintsika. Taorian’ny fanamafisana...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny alarobia 21 mey teo, tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny atrikasa mikasika ny “Politique Nationale des Sports” (PNS)...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
“Ny sata mifehy ny oniversite mihitsy no olana mahatonga ny ankamaroan’ny korontana amin’ny fampianarana ambony”, hoy ny filoha nasionalin’ny Seces. Tsy manana...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Naseho ampahibemaso, omaly, teny Andraharo ny santionany amin’ilay fiarabe fitaterana olona hampidirina eto amintsika, marika Isuzu vita japoney.
Tanteraka izao noho ny ezaky ny...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Fisokafan’ny famatsiam-bola avy any ivelany.
Izany indray izao no malaza, hanaovana karazana “dokambarotra” mihitsy. Tsy zava-baovao izany fa efa nisy hatramin’ny...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Miroso ny fampiharan’ny mpitondra ny hoe fanjakana tan-dalàna.
Na izany aza, mila vahana ny olan’ny vahoaka ifotony noho ny fandravana trano, asan-dahalo... Mba tsy...