-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Mbola mipetraka ho olana ho an’ny fahasalamam-bahoaka ny aretin’ny nify sy ny ativava,
araka ny fanambaran’ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka....
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Vita amin’ny 75%-n’ny asa fanamboarana hopitaly eny Anosiala,
araka ny zavatra hita nandritra ny fitsidihana nataon’ny tomponandraikitra avy ao amin’ny...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Nampahafantarin’ny tompon’andraikitry ny kaominin’Antananarivo Renivohitra, tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna ny alarobia teo,
fa hanomboka hampihatra...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Iray volana latsaka dimy andro, mialoha ny handraisana ny «Mondial 2014»,
taranja baolina kitra, isika izao. Hatreto, tsy mbola milamina ireo fotodrafitrasa hanaovana izany ka...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Anisan’ny fihaonana hanamarika ity faran’ny herinandro ity, ny fifaninanana tsipy kanetibe, karakarain’ny klioba FCBT. “Grand open FCBT”, hotontosaina ny asabotsy 17...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Nisokatra, omaly, ny Fim 2014.
Nanokatra izany ny filohan’ny Repoblika, Rajaonarimampianina Hery, niaraka tamin’ny Praiminisitra, Kolo Roger. Mandray anjara amin’izany ireo...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Orinasa efa nisy nanomboka ny taona 2006 ny Alutech eo Antenimena,
mpanome tolotra ho an’ny kojakoja fanaovan-trano vita amin’ny aluminium. Tombony iray lehibe ny fandraisany...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Tonga tamin’ny fotoam-panokafana ny Fim 2014, omaly,
ny masoivoho japoney miasa eto Madagasikara, Ryuhei Hosoya. Resaka nifanaovan’ny gazety Taratra taminy. Gazety Taratra*:...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Orinasa malagasy anisan’ny mpandray anjara amin’ny foara iraisam-pirenena (Fim) eny Tanjombato ny Compagnie Vidzar,
mpamokatra toaka eto an-toerana. Nitsidika teo amin’ny...
-
Vendredi 16 mai 2014 à 00:00:00
Tsy mazava ?
Anisan’ny anton-dian’ilay mpisolovava afrikanina tatsimo, Brian Currin, teto farany teo ny fikarakarana ny pasipaoron’ny filoha teo aloha, Ravalomanana. ...