-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Nisokatra ny zoma teo ary tsy hifarana raha tsy ny 9 jona izao ny « Biennale de l’art africain contemporain »
: « Dak’art 2014 », andiany faha-11. Hetsika...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Efa fantatra ary tsy miova intsony ny fandaharam-potoana.
Maromaro ireo mpanakanto vahiny sy malagasy handray anjara amin’ny « Donia » amin’ity. Anisany i...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
“Amin’ny 26 mey indray vao hiverina ny fampianarana”, hoy ny filohan’ny oniversite, ny Pr Dina Alphonse, taorian’ny fanapahan-kevitry ny filan-kevitra...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly tetsy amin’ny orinasa Ucodis Tsaralalàna,
ny loka ho an’ireo tsara vintana tamin’ny lalao vovo-tsavony Extra propre....
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Nangotraka ny fihaonana.
Tontosa, ny alahady 11 mey teo, teny amin’ny Circuit Total Karting Madagascar, eny Imerintsiatosika, ny “Grand Prix” voalohany eo amin’ny...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Hangotraka ny fifaninanana amin’ny “Rallye Total FMMSAM”,
hanomboka ny zoma ho avy izao. Vonona ireo mpifaninana rehetra hiatrika izany. Fiara matanjaka avokoa no...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Efa herinandro vitsivitsy no tonga tany amin’ny distrikan’i Tsiroanomandidy sy ny manodidina ny andiam-balala.
Nandray andraikitra ny FAO amin’ny famonoana azy ireo...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Mampita vaovao eny amin’ny vahoaka ifotony manodidina ny toerana hitrandrahana fasimainty izao ny Toliara Sands, taorian’ny fanaterana antontan-taratasy fangatahana fahazaoan-dalana...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Misy dingana telo mazava sy maharitra arahin’ny orinasa mpitrandraka solika
: fitsirihana, famokarana ary farany ny fitrandrahana ara-bakiteny. Voalohany amin’ireo orinasa...
-
Mardi 13 mai 2014 à 00:00:00
Depuis sa mise en place en 2009,
90 % des communes de Madagascar ont pu bénéficier de l’appui du Fonds de développement local ou FDL. Ces communes se sont vues...