-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Notokanana ny alakamisy 9 mey teo ny masoivoho vaovaon’ny banky BFV-SG any Ambanja, tantanin-dRtoa Ralantoarimisa Malalasoa. Toerana mpamokatra cacao voalohany ity distrika ao amin’ny...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Ranom-boankazo tsy misy « gaz » ny Judor.
Io no vokatra vaovao vao navoakan’ny orinasa Star, nampahafantarina voalohany tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tontosa omaly ny fanaovan-tsonia teo amin’ny filohan’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Antananarivo,
Rakotozafy Jean Martin, sy ny tale jeneralin’ny...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Anisan’ny sehatra mampidi-bola betsaka amin’ny kitapom-bolam-panjakana ny fizahantany ka mila fanohanana. Manana anjara toerana betsaka amin’izany ny fikajiana sy fanatsarana ny...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Niofo ho antoko politika ny fikambanana Gasikara antsika rehetra (Gar), tantanan’i Mahavimbina Alain, lehiben’ny faritra Atsinanana teo aloha.
Notanterahina, omaly tao Toamasina...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Nampitovy tadin-dokanga. Nihaona teny Alarobia ny minisitry ny Atitany Mahafaly Solonandrasana sy ny filohan’ny Cenit, Atallah Béatrice, afakomaly. Niombon-kevitra ny roa tonta....
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Hanolotra eny anivon’ny Antenimierampirenena ny politika ankapoben’ny fanjakana ny Praiminisitra, anio.
Andrasana ny tolo-kevitry ny depiote momba ny fiainam-bahoaka..."Ao...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Noho ny tsy fahalalana na tsy firaharahana ny lalàm-pifidianana? Mampiaka-peo ireo kandidà ho solombavambahoaka, laharana faharoa, sasany: tokony handimby izay voatendry ho...
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tsy nisy ny latsa-bato miafina. Tsangan-tanana no nandaniana ireo filoham-baomiera miisa 30, tamin’ny fifidianana notanterahina teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly....
-
Vendredi 09 mai 2014 à 00:00:00
Tovolahy iray no niharan’ny herisetra tao Ampita Andrefana fokontany Ankoririka faritra Alaotra Mangoro, ny herinandro teo.
Voalazan’ny loharanom-baovao iray avy any an-toerana...