-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Hatao eto Madagasikara ny fivoriambe na kongresin’ny Fiba Afrique andiany faha-16.
Mandritra izany no hanatanterahana ny fanavaozana ireo mpikambana eo anivony. Hanatanteraka...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Hiova endrika tanteraka ny fifaninanana karting amin’ity. Hanatanteraka ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny “Rotax”...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
“Tsindrinay etoana fa amin’izao fotoana izao, matahotra izahay ny hiverenan’ny tahaka ny tamin’ny herintaona.
Karama volana janoary hatramin’ny jona 2013,...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Tamin’ny fotoana tsy mbola nohavoizana ny tsenan’Asabotsy ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra, nanana ny toerany ireo mpanety madinika ireo. 50 eo ho eo ny isan’izy ireo....
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Miteraka sakana eo amin’ny lafiny famokarana ny fiovaovan’ny toetr’andro noho ireo tsindry sy tranga samihafa avy amin’ny tontolo iainana.
Anisan’izany ny...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Nanome famatsiam-bola 47,4 tapitrisa dolara (30,5 tapitrisa DTS) ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ho an’i Madagasikara.
Vola tafiditra ao anatin’ilay Tahirim-bola haingana...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Ny lasa aloha, tsy miantso; ny tratra aoriana, tsy manao hoe andraso. Izay ny raharaham-pirenena ankehitriny? Tadiavina sy iadiana mafy ny fahamarinan-toerana noho ny adilahy politika efa ho lava....
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
"Miantso ny mpanao politika: ampy, angamba, izay ny tsy filaminana.
Tokony hampandefitra ny hambom-pony ny tsirairay." Io no nambaran’ny depiote voafidy tany Manakara,...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Tontosa indray koa ny famindram-pahefana teo anivon’ny birao maharitry ny Antenimiera, omaly.
Nisaotra ny filoha lefitra teo aloha, ho an’ny faritanin’Antananarvio,...
-
Jeudi 08 mai 2014 à 00:00:00
Hilamina amin’izay ny fitondram-panjakana?
Na hisy ny fahamarinan-toerana... Maneho ny fijeriny ny sekretera jeneralin’ny Justice et Paix, ny pretra Raharison Alain Thierry:...