-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Vaky ny ady mangatsiaka eo amin’ny mpanoratra sy ny editora.
Nandritra ny fanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny boky sy ny zon’ny mpamorona no nahitana izany. Tsy...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Efa tamin’ny 15 avrily no nigadona eto Madagasikara ny tarika Ooga Chaka, avy amin’ny Fanfare sans frontière.
Tsy dia ny hanao fampisehoana loatra no nahatongavan’ity...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Maneho ny fomba fijeriny ny lalao hikatrohan’ny Barea de Madagascar amin’i Ogandà Andriamiharinosy Augustin Baovola.
Manana ny heviny mikasika ilay kianja...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Handray anjara amin’ny fivoriambe iraisam-pirenen’i Tokyo fahadimy iraisan’ny minisitra ho amin’ny Fampandrosoana an’i Afrika (Ticad V) i Madagasikara.
Any...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Fahombiazana ny fampisehoana momba ny asa mahakasika ireo tanora natao tany Toamasina,
ny 29 sy 30 avrily teo. Nikarakara izany ny Birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT), manoloana ny...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Nanaovan’ny minisiteran’ny Vola sy ny tetibola jery todika ny fampiasana ny volam-bahoaka,
nandritra ny telo volana voalohany 2014 ny 30 avrily teo. Nasongadin’ny minisitra...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Mankato ny fitondrana mijoro.
“Ampirisihina sy ampaherezina ny filoham-pirenena, mba hijoro amin' ny fahamarinana ary hanatanteraka ireo teny fampanantenana rehetra nataony tamin' ny...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
"Manao antso izahay mba homena ny andraikitra tokony hisy azy eny anivon’ny minisitera isan-tsokajiny ny administratera sivily
amin’izao fandrafetana ny teknisianina hiasa...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
Velan-kevitra arahina adihevitra.
Toy ny isan-taona, marihina anio ny andro manerantany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Mifandray indrindra amin’ny zo fototra...
-
Samedi 03 mai 2014 à 00:00:00
"Raha ny fanisana vitanay farany teo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, ny 30 avrily: mahatratra 117 no isan’ny antontan-taratasy fanambaram-pisiana avy amin’ny antoko...