-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nitsidika ny EPP Andavamamba, omaly, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rabary Paul. Velon-taraina ireo mpampianatra fa tsy hisitraka ny valin-kasasarany amin’ity volana avrily...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
« Tournoi international de Rodrigues ». Fifaninanana eo amin’ny taranja judo, notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tany Rodrigues, tao amin’ny kianja mitafo...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Departemanta samy hafa ny tanora sy ny fanatanjahantena,
saingy mitovy ny fomba hitantanan’ny minisitra Andriamosaharisoa Jean Anicet azy. Resadresaka nifanaovana tamin’ny...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nanainga omaly ary nihazo an’i Malaysie,
hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny Muay Thai, Rakoto Stephane,. Fihaonana, hotanterahina ny 1 - 10 mey ho avy izao....
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Ho tontosaina ny 19 hatramin’ny 21 jona ho avy izao eny amin’ny Foibe fivoriana iraisam-pirenena Ivato (CCI) ny hetsika « Salon des mines ».
Nilaza ny mpikarakara fa...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Tsy mora ny manao fanadihadiana lalina,
mikaro-baovao mikasika ny tontolo iainana, indrindra manoloana ny trafika an’ireo harena voajanahary eto amintsika. Nampiofana mikasika ny...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Fanambin’ny filoha !
Hamaky ady amin’ny mpanao trafika andramena ny filoha Rajaonariampianina Hery taorian’ny nandraisany ny fahefana feno ny volana febroary teo. Na tsy...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Nisy fivoriambe hampiroboroboana ny varotra iraisam-pirenena,
omaly tetsy amin’ny foiben’ny Sampandraharaha iraisam-pirenena mikasika ny varotra iraisam-pirenena eto Madagasikara...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
"Natao mifanaraka amin’ny lalàna rehetra misy ny fitsipika anatiny, fa tsy natao tefitefy manta fotsiny."
Io ny fanazavan’ny mpampaka-tenin’ny vaomiera...
-
Mardi 29 avril 2014 à 00:00:00
Ny lalàna dia lalàna; mafy ny lalàna, nefa izay ny lalàna. Fomba fiteny ireo, ilazana fa zava-dehibe ny fanajan-dalàna, indrindra ny fampiharana izany. Eo koa ny...