-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Efa tafita any amin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny fitakian’ny sendikàn’ny mpampianatra eto Madagasikara
- Ny Nosy (Sempama Ny Nosy), araka ny fanambarana...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Nitsidika ny toeram-pamonoana omby sy kisoa eo Alasora,
omaly, ny minisitry ny Fiompiana, Randriamampionona Joseph Martin na i Dadafara. Nozahany niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Na hita fa miakatra aza ny mpianatra misafidy ny sokajy C any an-dakilasy vokatry ny fampiharana ny tetikasa Educmad,
mahatsapa ireo mpanabe fa tandindomin-doza ny firenena satria mihena...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Ho tapitra amin’ny faran’ny volana jona izao ny taom-pianarana 2013-2014 ho an’ny oniversite any Sina mandray ireo mpianatra malagasy.
Hifarana amin’io fotoana io koa...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Niorina ny volana jolay 2012 ny Hagay Groupe,
misy mpikambana 10 mianadahy, mivoy ny hira ara-pilazantsara. Miavaka izy ireto, satria avy amin’ny fiangonana loterana (FLM) sy FJKM,...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Kolo TV, Ma TV, TV Plus ary Viva.
Ireo indray no fahitalavitra malagasy nampidirin’ny Canal + Madagascar ho azo jifaina ao aminy, manampy ny TVM. Vaovao lehibe ho an’ny mpanjifa,...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Namoaka ny daty hanatontosana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Euro 2016”,
taranja baolina kitra, omaly, ny komity mpanomana ity fihaonana ity. Raha tsiahivina,...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara,
taranja tsipy kanetibe. Hotontosaina, anio...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Faritra roa, Analamanga sy Bongolava no notsidihin’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy ao anatin’ilay Cnaps mitety vohitra, nanomboka ny 9 hatramin’ny 15...
-
Samedi 26 avril 2014 à 00:00:00
Nanotrona ny hetsika fifaninana ho an’ny mpandraharaha teny Alakamisy Fenoarivo ny minisitry ny Indostria sy ny taozava-baventy ary ny orinasa madinika sy salantsalany,
Jules Etienne,...