-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Hanomboka amin’izao fetin’ny Paska 2014 izao ny fiovana ao amin’ny fokontany Ambohimasina, ao amin’ny kaominina Anosiala-Ambohidratrimo.
Hanao rodobe eny an-toerana ny...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Mpamokatra varim-bazaha ny faritra Vakinankaratra. Misy ny fandaharanasa hampiroboroboana ity lalam-pihariana ity, ka tanjona ny hamokaran’ny tantsaha maherin’ny 10.000 varim-bazaha...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
A l’aube de la reconquête économique de Madagascar,
cette 9ème édition de la FIM s’annonce être le principal marqueur d’un retour dans le...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Les jeunes diplômés malgaches ont toujours des difficultés à trouver du travail après leurs études.
Comme chaque année, le salon des...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Comme attendu, la cérémonie de nomination des nouveaux membres du gouvernement de la IVe République s’est déroulée hier,
au palais d’Iavoloha....
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Raikitra ny ady amin’ny kolikoly sy ny asa maloto.
Nametraka fahasahiana araka ny baikon’ny filoham-pirenena hiady amin’ny kolikoly ny praiminisitra Kolo Roger, raha ny...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Nitroatra ny « Force médiane mixte » na FMM,
tarihin’i Andrianirina Max Fabien, taorian’ny famoahana ny anaran’ireo mpikambana ao amin’ny...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Tsy ankiandry. Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana faharoa indray ireo depioten’i Madagasikara ny alarobia 23 aprily ho avy izao.
Tsy miandry izay karazan-danonana iarahan’ny...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Miainga any ny fitoniana. Anisan’ny endri-panambarana nataon’ny Vondrona Eoropeanina tamin’ny alalan’i Catherine Ashton, solontena ambonin’ity rafitra ity izany...
-
Samedi 19 avril 2014 à 00:00:00
Filaharambe ny fihaonana sy fanaterana ny mombamomba ny tena anarivony tamin’ny Praiminisitra. Fanomezan-tanana sa fitadiavan-tseza? Nanambara ny Mapar fa tsy maha araka ny And. 54 ao...