-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
« Kibay an-kelika ihany », miaraka amin’i Gothlieb.
Anio manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny seho voalohany ary ny alahady izao, manomboka amin’ny 3 ora...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Tsy mitovy ny andiany rehetra !
Fantatra omaly, fa anisan’ireo mpanakanto handray anjara amin’ny «THB Tour » izay hatao any Antsirabe ny Olombelo Ricky. Hitondra ny...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Voahirana, tovovavy 24 taona. Iray amin’ireo mpivarotean isan’alina, eny Analakely.
Ny asan-dreniny, izay mpivaro-tena ihany koa teo aloha no nodimbiasany, amelomana ny...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Efa namoaka ny anaran’ireo mpilalao 12, heverina fa handrafitra ny Makis de Madagascar, sokajy “junior”, hiatrika ilay lalao afrikanina ho an’ny tanora “jeux...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Tsy mbola nahita mangirana.
Hatreto, tsy mbola nisy marimaritra iraisana teo amin’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny taekwondo (FMTKD), Rasolofomasoandro Danny, sy ireo...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Feno 35 taona amin’ity taona 2014 ity ny sampana fivondronana laika (SFL), eo anivon’ny fiangonana FJKM foibe eto Madagasikara.
Noho ity tsingerintaona ity, hisy ny fanamarihana...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Nanao taratasy misokatra ho an’ny filoham-pirenena malagasy ireo mpianatra any Sina. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa ho voaroaka amin’ny oniversite ianarany izy ireo ato...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Tsy nisy nanampo ny vokatry ny ampahefa-dalana,
fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”, notanterahina ny alarobia lasa teo. Nianjera mantsy ny FC...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
La deuxième réunion « task force » sur le projet « électrification des 1.349 communes de Madagascar » s’est déroulée,...
-
Vendredi 11 avril 2014 à 00:00:00
Selon un communiqué émanant de la Direction générale du Trésor, les fonctionnaires recevront leur solde en avance ce mois-ci.
Il en est de même pour...