-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy tonga tonga ho azy ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Ny Mgr Razakanolona no nampihaona ny filoha vaovao sy ny Dr Robinson,
izay nifanome toky fa ...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
« Mahavelom-panantenana amin’ny hivoarana sy fihatsaran’ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara ireny fanatrehanao ny fianianan’ny filoha vaovao ireny ary fihetsika...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Et vlan ! La phrase est sortie. « Je demande donc à mes amis de me laisser libre, libre d'aller vers les autres » a déclaré le nouveau président dès...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Le président Hery Rajaonarimampianina sera présent au prochain sommet de l’Union africaine qui a débuté le 24 janvier pour ne se terminer qu’à la fin...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
La prochaine étape après l’investiture du nouveau président de la République Hery Rajaonarimampianina samedi dernier consistera à la formation du futur...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Hafa noho ny fahita ny fandraharahana politika eto Madagasikara eto, hoy ireo mahafantatra ny fanao any amin’ny firenen-kafa. Tsy mitovy amin’ny an’ny any ivelany izay alaintsika...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Raha mbola tsy mahatsiaro tena, ary mbola tsaboina etsy amin’ny HJRA Ampefiloha ny zokiny lahy 7 taona, ary ny anabaviny, nalevina teny, teny Alasora, omaly i Kevin kely, ilay zaza vao 2...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Ahoana sy manao ahoana ary nahoana ? Sao mba efa tonga ny fotoana hilazana ny toby niavian’ny grenady sy ireo fitaovam-piadiana eny an-tanan’ny jiolahy. Firifiry ireo grenady na basy...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Sanatria tsy fiara fitondrana fako na biby fa fiara fitaterana olona ny taxi-be eto an-tanana, kanefa maro amin’ireo ny tena tsy fanao ianao intsony. Sady tsy vitan’ny efa ratsy, fa...
-
Mardi 28 janvier 2014 à 00:00:00
Haingam-piasa. Mitohy hatrany ny dian’ny filoha Rajaonarimampianina taorian’ny nandraisany ny fitantanana ny firenena.
Tany Toliary ny tenany, omaly ary hihazo an’i Afrika...