-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
« Sarotra ny manatobaka vola ao amin’ny Jirama, amin’izao vanim-potoana tetezamita sarotra izao », hoy ny Praiminisitra lefitra misahana ny indostria, Botozaza...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Hanainga amin’ny alatsinainy 24 desambra ho avy izao ny delegasion’ny mpitatitra, tarihin’ny talen’ny kabinetran’ny Prezidansa, Rija Rajhonson.
Orinasa...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
"Nasaina avokoa ny tomponandraikitra ara-panjakana, ireo heverina afa-kamaha ny olana amin’ny raharaha misy eto amin’ny firenena", hoy ny filohan’ny Sefip eo...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Hentitra. “Tsy hisy ny fifidianana raha ela loatra ny fanapahan-kevitry ny Filoha Rajoelina. Na tsy ho kandidà kosa aza ny Filoha Ravalomanana, tsy hisy fitoniana izany eto ary...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
MILAN - Que l'économie mondiale soit en difficulté n'est un secret pour personne. L'Europe est en pleine crise, dont la cause profonde est une union monétaire et...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy nivaona tamin’ny fomba fanaony tato anatin’ny sivy taona nisesy ny mpitantana ny kaominina ambanivohitra Tanjombato ao Antananarivo-Atsimondrano teo amin’ny lafiny...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Lasa vava roa ny teo amin’ny tavany ! Izay no nahazo an’i Mihantsa kely, zazalahy tokony ho 9 taona, nefa tratrin’ny ankasoparan’ny nenifarany ihany.
Tao...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
« Noely mitondra Fiadanana ». Io no lohahevitra hovoizin’ny antoko mpihira Antsam-pideran’ny Lanitra (APL°, mandritra ny kaonseritra Noely, izay hotontosain’izy...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Comme à l’accoutumée, tous les ans à la même période, le chœur Laka Ensemble, de l’association Laka, organise son traditionnel concert de...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Niara-dalana tao amin’ny Ataum fahiny ihany, ary niaraka tao amin’ny tarika Solofo Lian-kanto (Solika) izy ireo. Ny Solika nanohy ny diany, fa nisintaka kosa Imbôsa sy ny...