-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
« Soirée Fou Rire ». Io indray no lohahevitry ny hetsika rahampitso asabotsy 25 oktobra, etsy amin’ny In Square Ambatobe.
Tafiditra hatrany ao anatin’ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Samy manana ny hanitra ho azy.
Hatreto aloha, mbola i Wawa no mitana ny laza, tsy any amin’ny faritra avaratra ihany fa manerana ny Nosy mihitsy. Misy sady maromaro koa anefa...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Niatomboka ny 4 oktobra teo ny « Grand festival de danses afro-latinos ».
Tafiditra ao anatin’izany ny fampiofanana. Rahampitso, hotohizana amin’ny fifaninanana ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Ny Baiboly, teny manasitrana, teny mampihavana, no teny filamatry ny hetsika “Bibleton”. Hatao hahazoam-bola ho fampandrosoana sy ho fanitarana ny ambaindain’ny asan’ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Amin’ny maha orinasa tomponandraikitra ny Star,
manao hetsika sosialy maro izy ireo mandritra ny taona. Nanolotra zava-pisotro ho an’ny ankizy 11 000 monina eny amin’ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Fantatra tao anatin’ny tatitry ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika omaly fa hahazo fankasitrahana izay Oniversite mandry fahalemana.
Fampianarana...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo ekipa nivoaka nandresy,
teo amin’ny andro faharoa, amin’ny fifanintsanana isam-bondrona eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Hafana vay ny dingana fahavalo, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika,
eo amin’ny familiana fiarakodia. Fihaonana hotontosaina eto amintsika, amin’ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Voatendry ho talem-paritry ny fanabeazam-pirenena ao amin’ny faritra Amoron’i Mania, Ravelonalohotsy Andrianasolo Charles. Efa nilomano ela teo anivon’ny tontolon’ny...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Vita, omaly,
ny soniam-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fikambanana Fondation BOA, misehatra amin’ny lafiny sosialy. Mifantoka amin’ny...