-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
Nampiantso ny solontenan’ny tsena sy ireo mpivarotra ao amin’ny Petite vitesse, omaly, ny sampana mitantana ny tsena eto an-dRenivohitra eo anivon’ny kaominina Antananarivo...
-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
"Fotoana izao irosoana amin’ny fifanatonana, fifampiresahana, fifanajana amin’ny samy Malagasy.
Fotoana ihany koa irosoana amin’ny fampihavanam-pirenena." Io no...
-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
Ho raikitra ihany ve ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta amin’izao fivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimierampirenena izao?
Mikoropaka ny Praiminisitra Kolo Roger......
-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
Nanao antso avo. “Efa entina hodinihina mandritra ny fampihavanam-pirenena ny raharaha Ravalomanana,
ka aoka ho samy ho tony isika rehetra miandry ireo dingana ho...
-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
Tany Ambatondrazaka, nametraka ireo hitarika vonjimaika ny antoko HVM any Alaotra, ny filoha nasionaliny, ny 18 oktobra lasa teo. Renim-pianakaviana, mpampianatra no voatendry any Andilamena,...
-
Mardi 21 octobre 2014 à 00:00:00
Nahetsika avokoa ny minisitra. Namory vahoaka tao Perre Baree Toliara ny minisitra Maharante Jean de Dieu sy ireo depiote any an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’izy...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy an-kiandriandry intsony. Raikitra ary efa nanomboka ny fampielezan-keviny amin’ny fifidianana ny ho filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) ireo kandidà sasany....
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Raikitra ny fanaparitahan’ny mpitandro ny filaminana ny mpanao fihetsiketsehana avy amin’ny zanak’i Dada tetsy Analakely, tamin’ny alalan’ny baomba...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Ravan’ny afo ny asabotsy hariva teo tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro ny 90%-n’ny tsenan’Ambohijanaka. Naharitra adim-pamantaranandro dimy ny faharetan’ny afo noho...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Vendredi dernier, une conférence débat s’est tenue à l’Alliance française d’Antananarivo,
sur le thème «Que la mémoire vive...