-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Natolotry ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny lycée moderne Ampefiloha (LMA), ny « tablettes »50. Natao izany...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Eo am-pamaranana ankehitriny ny hankatoavana ny hamoahana ny Politikan’ny indostria eto Madagasikara. Efa ela no niandrasan’ny mpandraharaha eo amin’ity sehatra ity izany, satria...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Afa-doza ! Raha tsy misy ny fiovana tampoka, natao omaly hariva na anio farafahatarany ny handevonana ireo entona amoniaka tao amin’ny orinasa mpanao zezika teo aloha Zeren any Toamasina....
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Manampy betsaka amin’ny tetikasa fampandrosoana aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ny Banky arabo momba ny fampandrosoana (Badea).
Hitondrany fanampiana eto amintsika ny...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
"Samy mahita isika rehetra ary efa miteny: tsy mety ny fanjakana mitavozavoza; misy tsy fahaizana,
tsy fandraisana andraikitra", hoy ny filoha nasionalin’ny Havana sady...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
« Mangataka ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina izahay,
ny amin’ny tokony hanafainganana ny firosoana amin’ny fampihavanam-pirenena. Fotoana tokony hohararaotina izany...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy nipetra-potsiny. Nanatitra taratasy fangatahana fahazoan-dalana amin’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo sy ny Prefet de police ireo depiote Tim, omaly.
“Hanao...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Mby aiza ny fanarenam-pirenena?
Mamaky lalam-pisainana sy fomba fiasa vaovao ny vovonana Filongoa soa. Fampanjariana ny fifampitondrana ara-drariny sy hitsiny, mitandro ny soa iombonana...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Nandefa taratasy any amin’ny sekreteram-panjakana amerikanina, John Kerry, ny Presbyterian Church (PC) any Etazonia. Mivoitra ao anatin’izany ny fangatahan’izy ireo...
-
Vendredi 17 octobre 2014 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanadihadiana ataon’ny zandary misahana ny heloka bevava momba ilay raharaha fakana an-keriny an’i Owen Alek tany Toamasina. Miaramila manamboninahitra lefitra iray...