-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy nankasitraka ny fahatongavan’ny filoha teo aloha,
Ravalomanana Marc, ny fitondram-panjakana. Nambaran’ny filoha am-perinasa, Rajaonarimampianina Hery, teny Iavoloha, omaly...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Nisahotaka ny raharaha politika. Tonga tsy nampoizin’ny fitondrana teto an-tanindrazana, omaly,
ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Intelo izy no saika hiditra fa voasakana, nahazo...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
« Par le décret 2014-042 du 21 janvier 2014, le Gouvernement d’Union Nationale de Transition, dirigé par le Premier Ministre Jean Omer Beriziky – et dont les...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
… Fa tsy mihidy, saingy azo amidy! Mety ho hafahafa ihany ny fandrenesana izany, kanefa saika efa miaina io avokoa ny ankamaroan’ny firenena matanjaka ara-kolontsaina. Tsy...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Hotontosaina ny 16 hatramin’ny 18 oktobra izao,
any Tsihombe, ny andiany fahavalo amin’ny “Rebeke”. Ity no iray amin’ireo “festival” vitsy manome...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Ao anatin’ny herintaona, hankalaza ny faha-15 taonany ny tarika R’Imbosa.
Lohahevitra amin’izany ny « R’Imbosa mizara ». Hanomboka ny 19 oktobra izao,...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andro fahatelo, omaly, ny fifanintsanana amin’ny fizarana faharoa amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy N1A lahy sy...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Nivoaka ho mpandresy avokoa ireo mpilalao manana filaharana ambony,
eo amin’ny fiadiana ny «Open international BMOI – Air France», taranja tenisy. Ny lalao ao anaty...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Tontosa ny alahady 12 oktobra teo, teny Arivonimamo, ny dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny run fiarakodia. Norombahin’i Chan Yu,...
-
Mardi 14 octobre 2014 à 00:00:00
Tafajoro ara-panjakana ny 3 oktobra lasa teo ny fikambanana Trano Arozo ho an’ny faritra Atsinanana.
Kendrena ho olo-marina, hiady amin’ny kolikoly, hiaro ny fahamarinana sy ...