-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Afaka ny tebitebin’ny federasiona malagasin’ny atletisma (FMA), fa tsy ovaina ho bozaka “synthètique”,
ny ao amin’ny kianjan’Alarobia. Ny...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Noho ny asa fampihorohoroana sy fanafihana tany Djibouti, tsy afaka nampiantrano ny “Jeux de la commission de la jeunesse et des sports de l’océan Indien” (CJSOI), andiany...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Natao sonia, omaly,
ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Indostria sy ny banky BOA Madagasikara. Mifantoka amin’ny fanatanterahana ny Fandaharanasa angovo...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Vita, omaly, ny atrikasa iraisam-pirenena, mikasika ny fananan-tany aty Afrika, nahitana solontena avy any amin’ny firenena 18. Tanjona ny hampitoviana ny fomba fiasa, fijery, fananana vina...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
10% sisa! Zara raha mamokatra 1,5 Mw ny angovo vokarin’ny Hydelec any Sahanivotry raha 15 Mw no tena vitany,
noho ny tsy fahampian’ny rano vokatry ny haintany. Izay no mahatonga...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Nifanaritaka sy nampiaka-peo ireo depiote sasany teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza, omaly, manoloana ny tsy mbola nandraisan’ny ankamaroan’izy ireo ny tombontsoa tokony ho...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Lasa adihevitra be ny amin’ny hoe fifanarahana politika amin’ny 14 oktobra ho avy izao.
Fandrebirebena io, raha ny fijerin’ny AKFM. "Tsy ilaina io fifanarahana...
-
Vendredi 10 octobre 2014 à 00:00:00
Tonga amin’ny tsy azo anoarana intsony ?
“Mitaky ny handravana ny governemanta izahay mpiara-dia amin’ny filoham-pirenena tamin’ny fifidianana filoham-pirenena...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Hanomboka hidina eny anivon’ny Faritra 22 eto Madagasikara, hampahafantatra ny zo sy ny tombotsoan’ny mpiasa tra-doza am-perin’asa (fahafatesana, takaitra vokatry ny ratra,...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy niandry ela. Nakaton’ny mpiasa ny biraon’ny kaominina Antsirabe, omaly. Tsy nisy na ny mpiandry raharaha aza tao an-toerana.
Nitohy ny fitokonan’izy ireo rehefa tsy...