-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Niatrika ny fikaonandoha iraisam-pirenena mikasika ny fifindra-monina (OIM) tany Genève ny minisitry ny Mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy, Johasy...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Efa nanomboka ny fanamarihana ny faha-7 taonany ny In Square Ambatobe.
Hitohy amin’ny « Brown soul » izany, ny zoma 10 oktobra ho avy izao. Hetsika efa nisy tamin’ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Toy ny tamin’ny andiany 20 teo aloha,
tsy diso anjara tamin’ny fandraisana ny “festival Madajazzcar” ny eny amin’ny Anjerimanontolo, tamin’ity taona ity....
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Hijoro ny « Conservatoires de Musique de Madagascar » (C.Mu.M).
Tsy vao izao no niditra tamin’ny rafitra, saingy hanamafy izany ny EGM. Ecole de guitare et de musique de...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Ampidirina eny anivon’ny EPP,
CEG sy lycée manerana ny Nosy ny fampiasana ny teknolojia vaovao ho fanamorana ny fampitana fahalalana ao an-dakilasy, araka ny fanazavan’ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Nitsidika ny trano fonenan’ny mpianatra malagasy mianatra any Cachan,
Paris ny minisitry Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, Rasoazananera Marie Monique, ny faran’ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Miteraka olana amin’ny lafiny maro ny sehatry ny fampianarana. Izay mpampianatra efa misotro ronono, ka mazoto hampianatra sy hanoro an-tsitrapo ora vitsivitsy...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Tafaverina eo anivon’ny fahazoana “bourse confejes” na ny vatsim-piofanana, indray i Madagasikara, rehefa niato, teo aloha. Nozaraina roa ny fizarana izany ka amin’ity...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Mandalo eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao, ilay manampahaizan’ny federasiona iraisam-pirenen’ny lomano (Fina), Frédéric Banale. Mizara ny traikefany...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Nanome fanazavana ny filoha lefitry ny federasiona karaté eto Madagasikara, Me Lamina Boto Tsara Dia, mikasika ny tsy fahatongavan’ny Me Ortega teto amintsika ny zoma 3 oktobra...