Aretina mikiky - madagascar tribune
Mahatonga saina ihany ny mandinika antsika Malagasy. Mitabataba daholo amin'ny « délestage ». Kanefa, raha mba nametraka izay vaha-olana takany i raFanja, dia mimenomenona daholo indray : « fa maninona no thermique, ahoana ny solika amin'io, mitabataba be ilay groupe, iza no mahazo tombony @ vidin-tsolika sns... ». Kanefa, hanaiky ny hiaritra ve isika mianakavy raha toa ka tohana mpamokatra herin'aratra (« barrage hydroélectrique ») no namboarina, ka mety afaka roa na telo taona any aoriana any vao
Commenter aretina mikiky