Hevitra - katso-22 - madagascar tribune
Ny antony mety mampikatso ny fanatsarana ny tontolo politika eto Madagasikara. Asa ianareo raha efa namaky ilay bokin'i Joseph Heller hoe Catch-22. Tamin'ny ady lehibe faharoa no niseho ny tantara. Nisy miaramila vitsivitsy nilaza tamin'ny lehibeny fa tsy te hiantafika. Dia namaly ny komandy fa tsy olana izany fa afaka misafidy ny tsy ho any antsahanady ireo izay tsy te ho any raha toa ka mahafeno ny fepetra. Mila manantona mpitsabo fotsiny izy dia mangataka fitiliana hanaporofoana fa mitapy
Partager hevitra - katso-22
Commenter hevitra - katso-22