Antanimora : mpiandry 15 tonga « hanafaka » an’itokanono - midi madagascar
Tonga teny amin’ny Fonjan’Antanimora omaly tolakandro ny mpiandry avy amin’ny FFKM miisa 15, vehivavy 14 ary lehilahy iray. Tonga « hanala devoly » an’Itokanono. Sarotra ny asa...
Partager antanimora : mpiandry 15 tonga « hanafaka » an’itokanono
Commenter antanimora : mpiandry 15 tonga « hanafaka » an’itokanono