Antsirabe mpianatra nilomano maty tao andraikiba - midi madagascar
Ny alatsinainy 15 oktobra lasa teo dia namoizana tovolahy iray vao 17 taona monja indray tao amin’ny farihin’ Andraikiba Antsirabe. Mafana dia mafana moa ny toe-trandro amin’izao ka maro ireo...
Partager antsirabe mpianatra nilomano maty tao andraikiba
Commenter antsirabe mpianatra nilomano maty tao andraikiba