4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Midi Madagascar Les actualités de Madagascar 124

  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          # Ambodivona. Amin’ny roa maraina dia efa maty ny jiro eny Ambodivona sy ny manodidina. Amin’ny efatra hariva anefa izany dia manomboka mirehitra. Talanjona ny mponina satria...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          Nahitana razana natsingevan’ny rano tetsy Ambodimita omaly tolakandro. Raha ny fizahana azy dia manodidina ny 50 taona eo ilay ramatoa. Tsy nisy nahita izay fomba nianjerany tao, fa...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
    Ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo tokony ho tamin’ny 1 ora maraina, nisehoana fanafihan-jiolahy tao an-tananan’Ambatondrazaka. Vokatr’izany, vehivavy iray mpanolotsaina...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
    Nahery be ny tafiodrivotra ary nanimba zavatra maro. Hazo tapaka, varatra nilatsaka tsy nahatafandry ny mponina Nanimba zavatra maro ny orambe nivatravatra tamin’ny alakamisy hariva teo. Maro...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          Nisy fiantraikany teto Andrenivohitra ilay oram-be izay nitranga ny hariva sy ny alin’ny alakamisy teo. Tany amin’ny toerana mora azon-drivotra no tena nivaingana ny...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          Raha vao afak’omaly no nisy vehivavy maty nohosen’ny camion tetsy Isotry, dia lehilahy iray hafa indray koa maty nohosen’ny camion tetsy Anosibe afak’omaly alina....
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
    Raha handeha hianatra ity mpianatra iray ity dia nisy nanindrona zava-maranitra teo amin’ny fony.Araka ny fanazavana azo tamin’ny dokotera, dia voan’ io zavatra maranitra io teny...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
    Elles sont jeunes. Et elles sont philanthropes. Eilen Akbaraly, Karen Leong, Shahana Nassor ont fondé l’association Fitiavana dont le principal objectif est d’aider les enfants de...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          Une délégation malgache forte de 14 personnes fera le déplacement en Chine, en début de semaine. Pour une durée de cinq jours. La délégation malgache conduite par le directeur...
  • Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
          La fédération malgache de volley-ball est descendue dans la région d’Alaotra Mangoro dans le cadre du cool volley. Seize professeurs d’EPS ont été formés et 130 élèves...