-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
# Nilaza ihany koa ny sendikan’ny mpiandry fonja fa manohana ny hetsiky ny mpiraki-draharaha. Marobe no mety ho dikan’izany. Ny tena atahorana dia ny hoe mety hisy akony ho an’ireo...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Ny commissaire Ratsirombahina Germain indray no voatendry ho « commissaire central » vaovao eto Antananarivo. Omaly no natao ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny Commissaire...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Ny 24 ka hatramin’ny 26 may 2013 no hankalaza ny faha-70 taonany ny lycée catholique Mgr Ramarosandratana ao Miarinarivo, na ny KMR teo aloha. « Fanatsarana ny kalitaon’ny...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Mandry tsy lavo loha hatrany ireo mponina manana omby amin’izao fotoana izao . Dahalo tsy latsaka ny 20 no niditra ny fokotany Bekarangy, kaominina Beanana,...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Mpitari-posy iray tokony ho 32 taona mipetraka ao amin’ny fokontany Ampatana no maty namono tena tao Antsirabe ambonivohitra,tamin’ny herinandro lasa teo. Talohan’ny nandehanany...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Zava-doza no nitranga tetsy Ambodihady – Ambohimanarina afakomaly hariva. Zazavavy kely vao iray taona monja no maty nilatsaka avy eny an-davarangana. Ny lohany no nitontona voalohany ka...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Ny alin’ny talata hifoha ny alarobia, tokony ho tamin’ny 1 ora maraina, tonga nanafika trano iray teny amin’ny faritra Antsampandrano Ilafy ny andian-jiolahy iray. Ny...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Manohitra ny lalàna kominaly izay mandrara ny fiveziven’ity fitaovam-pitaterana ity aorian’ny amin’ny eninao ora mariana, ireo mivelona amin’izany.
Nidina nitety tanana,...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Sahirana hono ity vavy antitra ka dia ny hivarotra ny zafiny no hitany fa vaha olana
Omaly, ankizilahy mbola 13 taona avy any Milenake, distrikan’i Toliara II, no saika namidin’ny...
-
Jeudi 29 novembre 2012 à 00:00:00
Du spectacle, de l’ambiance et du divertissement, ce sont les attentes des férus de billard pool anglais à l’approche de la première édition du Grand tournoi des Letchis qui aura lieu...