-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Le vice-président du CST est en mission à l’étranger suite à une invitation des membres du Comité de soutien du parti.
Bien malgré l’absence du président national du...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Patrick Rajoelina, président du mouvement civique Fanorenana mène un lobbying intensif pour mettre en place une troisième...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Jiolahy iray zay ahiana ho nanao fanafihna mitam-piadiana no matin’ny fokonolona tao Manerinerina (Ambato Boeny) ny sabotsy lasa teo. Hitan’ireo voatafika tao an-tsena izy sy...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Taorian’ny zava-nitranga tany Betroka sy ny manodidina ny faran’ny herinandro teo dia nanapa-kevitra ny tomponandraikitra ao amin’ny mpitandro filaminana hanamafy ny...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Tamin’ny alahady hariva teo tokony ho tany amin’ny 8 ora alina tany ho any, raikitra ny gidragidra teo amin’ny samy mpiara-monina teny Namontana Anosibe. Zavatra tsy...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Nodimandry omaly ilay tovolahy voatsatoka antsy tetsy Ambondrona ny alin’ny fahavitan’ny fanadinana bakalorea, izany hoe ny alakamisy lasa teo. Raha tsiahivina kely dia avy...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Araka ny vaovao voaray avy any Farafangana, notafihana andian ‘olona eo amin’ny zato eo ho eo tamin’ny alahady hariva tamin’ny 7 ora sy sasany ny birao misy ny...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Nandositra any anaty alam-pary ireo jiolahy rehefa nahazo ny vola.
Fanafihana mitam-piadiana, ary amin’ny andro atoandro be izao no nitranga tao Ambilobe ny zoma lasa teo. Vola...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
Isan’ny matin’ny fokonolona i Rekamiake, dahalo nampitondra faisana iny faritra iny.
Malaso 23 matin’ny fokonolona, fokonolona 9 naratra mafy, omby 86 very. Io no...
-
Mardi 04 septembre 2012 à 00:00:00
L’équipe d’Anjeva a remporté le tournoi de football inter-communal « Matoa 2011 » lors de la grande finale de dimanche dernier sur le terrain de Batou à Masindray....