-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
A l’instar des autres formations politiques, le Tanora malaGasy Vonona se prépare aussi à affronter les élections. Ce parti de Andry Rajoelina va annoncer incessamment celui qui...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
# - Toamasina. Kidnapping. Mikasika ilay fangalana an-keriny ireo ankizy roa zanaka sinoa niseho tany Toamasina dia tsy mbola naharaisana vaovao hatramin’izao na ny momba ireo...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Raikitra ny fihetsiketsehana ny alahady lasa teo. Ny antony dia noho ny filazan’ireo olona fa bodoin’ny karàna iray ny tany fonenan’izy ireo. “Efa...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy mandry fahalemana hatramin’izao iny tapany avaratry ny distrikan’Amboasary Atsimo ao amin’ny faritra Anôsy. Araka ny vaovao marim-pototra nampitain’ny...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Andro vitsy monja taorian’ny fahavakisan’ny fonjan’Ambovombe dia efa nisy voasambotra sahady ny iray tamin’ireo gadra nandositra. Naharay vaovao mantsy ny tomponandraikitra fa...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Araka ny fanazavana nomen’ny polisim-pirenena, sy mba ho fisorohana ny mety ho fiheverana diso sy ny fandikana vilana mikasika ny zavamisy tany Mananjary, ny polisim-pirenena dia mitondra...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Ny alin’ny alahady tokony ho tany amin’ny 11 ora, nisy fanafihan-jiolahy niseho teny Ambano any Antsirabe. Araka ny fantatra dia sage femme iray sy ny vadiny no voaroba...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Nihotsaka ny rarivato misy ny terasin’ny trano iray omaly maraina tetsy Ambohimangakely. Tao amin’ny trano iray hafa teo ambaniny izany no nifatratra. Vatobe mavesatra ary...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny hetsika fihazàna ireo olona manao fanamiana miaramila nefa tsy ao anatin’izany akory. Mihoatra noho izany aza satria tonga hatramin’ny fisamborana ireo...
-
Mardi 29 janvier 2013 à 00:00:00
Les champions d’Afrique les Chipolopolo zambiens seront face à leur destin ce jour. Tenus en échec par les Nigérians, les Zambiens auront la lourde tache de s’imposer face...