-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Fantatra koa izao fa teratany karàna ilay mpamily nitsoaka rehefa nifaoka tovovavy iray tetsy Andavamamba. Izy io, raha iverenana kely, dia tsy nijanona, ny asabotsy hariva teo, rehefa...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Nanaitra ny olona ny fofona teo amin’ny manodidina ny tranom-patin’ny hopitaly miaramila tetsy Soavimbahoaka omaly. Nisy fiara nijanona mantsy teo ary fofona be no nivoaka taminy. Avy...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy avy ao Betafo indray ilay rangahy mpandray entana halatra ny alahady 03 janoary 2013 maraina lasa teo. Raha ny fanazavana avy amin’ny loharanom-baovao tao amin’ny...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Tsy nisy nahatsikaritra ny zavanisy ny nanodidina ny talata hariva teo, tany Tsimenatse Toliara, fa ny ray aman-drenin’ity zazakely vao fito taona monja ity no taitra sy valalanina...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Ny alin’ny alarobia teo, nisy fanafihan-jiolahy niseho teny amin’ny tanana atao hoe Ambatomifanongoa tsy lavitra an’Ambatolampy Tsimahafotsy disitirik’Ambohidratrimo. Jiolahy...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Izy efa nitsitra be teo ampivoan’ny làlana no hitan’ny mpandalo. Vehivavy iray manodidina ny efapolo taona no nofaohin’ny fiara teo amin’ny làlana digue omaly....
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny daroka dia novelesin’ireo jiolahy tamin’ny vy maranitra ny lohany.
Lehilahy iray manodidina ny 35 taona no maty novonoin’ny mpanendaka teny Tanjombato,...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Efa nivaha sy niborotsaka ny pataloan’ilay saika voaholana
Lehilahy iray toa mihaja sahabo ho 25 taona no voampanga ho nikasa hanolana lehilahy mamo avy nirevy tao amin’ny Magro Toliara...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Trois heures de compétition et surtout beaucoup de volonté, c’est le résultat de la compétition d’aquathlon au lycée français avant-hier. Les résultats sont là,...
-
Vendredi 08 février 2013 à 00:00:00
Férus ou non d'athlétisme, le nom de Rosa Rakotozafy est indissociable de cette discipline. Double championne d'Afrique (2002 et 2004), ayant participé aux Jeux Olympiques de Sydney...