Mahajanga : novonoiny ny vadiny dia namono tena koa izy - midi madagascar
Diam-pamaky roa teo amin’ny lohany, tsy teo intsony koa ny sofiny ary notapenana lamba ny vavany, mihosin-drà ilay vehivavy ary efa tsy misy aina intsony. Izany no zavatra hitan’ny olona tao...
Partager mahajanga : novonoiny ny vadiny dia namono tena koa izy
Commenter mahajanga : novonoiny ny vadiny dia namono tena koa izy