Ambatomena manjakandriana : fasana telo niara-vaky, lasibatra ny taolan-dava - news mada
Nahazo vahana ny vaky fasana any Manjakandriana. Mitraina ny mponina noho izany. Ny asabotsy teo, fasana telo indray vaky ary naparitaky ny jiolahy ny razana…
Fasana telo...
Partager ambatomena manjakandriana : fasana telo niara-vaky, lasibatra ny taolan-dava
Commenter ambatomena manjakandriana : fasana telo niara-vaky, lasibatra ny taolan-dava