-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Nampitandrina ireo fiangonana zandriny, izay voalaza fa manimbazimba ny fomban-drazana sakalava ny Ampanjakan’i Boeny,
ny alatsinainy teo, tany amin’ny doany Miarinarivo Tsararano...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Telo mirahavavy no indray namoy ny ainy vokatry ny haintrano nahatsiravina teny Tsaramasay, ny herinandro teo. Lasa lavenona tao anatin’ny fotoana fohy ny entana rehetra.
Trano hazo...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Saron’ny polisy, ny faran’ny herinandro teo tao Tanambao Verrerie Toamasina ireo fito mianadahy mpifoka sady mpanao trafikana zava-mahadomelina.
Tratra tany amin’izy ireo...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Notoloran’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Voahangy, milina fanjaraina 10 ny fikambanan’ny vehivavy 8 marsa ao Anjozorobe, omaly.
Nangataka milina...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Fandinihana ny volavolan-dalàna mifehy ny fifidianana kaominaly. Io no anisan’ny andrasana fatratra amin’ny fivoriana tsy ara-potoan’ny Antenimierampirenena.
Heverina...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy mbola nanao fanambaram-panana ireo minisitra 10 amin’ireo 30 eo anivon’ny governemantan’ny Praiminisitra Kolo Roger,
araka ny fanambaran’ny Birao mahaleo tena...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Hahatanteraka ny fanambiny hamita ny fifidianana kaominaly amin’ity taona ity ihany ve ny mpitondra?
Ahina tsy ho raikitra... Tsy hahatanteraka ny teny nomeny ny fitondram-panjakana?...
-
Mercredi 16 juillet 2014 à 00:00:00
Ny fahaiza-manao amin’ny lafiny lalàna sy fitsarana; ny fananana traikefa ilaina amin’ny lafiny fitantanan-draharaham-panjakana, ny fitsarana...
Ireo no anisan’ny...
-
Mardi 15 juillet 2014 à 00:00:00
Le projet-pilote de transferts monétaires conditionnels en filets sociaux, connu sous le nom de « Vatsin’Ankohonana » sera lancé officiellement demain dans le...
-
Mardi 15 juillet 2014 à 00:00:00
La Présidence était à l’écoute des populations des bas quartiers ou « Maro vahoaka » pour améliorer leurs conditions de vie.
Ces groupes...