-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Tsy nody maina fa nitondra vokatra tsara ny Makis de Madagascar,
teo amin’ny lalao afrikanina ho an’ny tanora, tanterahina atsy Gaborone. Nahazo amboara iray ry zalahy nandritra...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Tontosa ny alahady 25 mey teo,
teny Ilafy, ny dingana fahadimy amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny hazakazaka motocross. Nampitondraina ny anarana...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Le Comité international de la Croix-Rouge (CICR) a procédé hier,
à la salle de convention du ministère des Affaires étrangères, à...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Avec l’appui du Bureau international du Travail (BIT),
la région Diana organise ce jour à Antsiranana un atelier régional de planification de la stratégie...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Handicap International vient de recevoir une subvention de 2 192 482 euros de l’Agence française de développement (AFD) pour un programme de 4 ans visant à accompagner...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Tsy afa-bela amin’ny fahavoazana entin’ny fiankinan-doha amin’ny paraky sy sigara ny firenena Malagasy,
araka ny antontan’isa ofisialy.Mpandrapaka paraky avokoa ny...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Ny vahoaka iray manontolo no hianjadian’ny olana momban’ny tsy fananana trano fonenana atsy ho atsy,
vokatry ny tsy fananany tany hanorenana intsony.Voatery manita-tsaina...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Antoky ny fampandrosoana ny fananana asa.
Fanamby apetraky ny faritra Diana mandritra ny atrik’asam-paritra ho an’ny paikady hametrahana teti-pivoarana sy fampiroboroboana ny asa...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Nisantatra ny hetsika fampiraisana ny mpikambana ao aminy ny zanaka am-pielezan’ny FJKM Ambalavato-Mananasy,
synaodam-paritany Mandridrano-Mpiambina teto Antananarivo,...
-
Mardi 27 mai 2014 à 00:00:00
Mahatsiaro ho manana andraikitra amin’ny toe-draharaha any Atsimo rehetra toy ny any amin’ny faritra Anosy ny lehiben’ny faritr’Ihorombe.
Nandritra ny fitsidihana...