-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Lasan’ny orinasa Star ny vola miasa be indrindra ao amin’ny Nouvelle brasserie de Madagascar (NBM), ilay orinasa mpanao labiera Skol ao Ambatolampy.
Nifandraika indrindra...
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Niverina amin’ny laoniny ! Mahazo ny fanohanana sy ny fanampian’ny Vondrona eoropeanina rehetra i Madagasikara. Ao anatin’izany ny famatsiam-bola Tahiry eoropeanina ho...
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Araka ny nambaran’ny talem-paritra ny hetra ao Vakinankaratra, Andrianarimanana Mamisoa, manentsitadiny amin’ny tsy fanarahan-dalàna mifehy ny mpivarotra ny maro anisa...
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Nisy ny fihaonan’ny sekreteram-panjakana miadidy ny raharaham-bahiny any Soisa, Yves Rossier, sy ny praiminisitra malagasy, Kolo Roger,
tany Berne ny 21 mey teo. Nohazavain’ny...
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Lasa adihevitra be ny amin’ny fandravana trano eto Antananarivo Renivohitra.
Tokony hatomboka amin’ny mpitondra ny fampiharan-dalàna, araka ny fijerin’ny KMF/Cnoe....
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Rajoelina ihany no Rajoelina. Handray an-tanana tanteraka ny raharaha ny mpanorina. Anisan’ny nivoitra tao amin’ny fihaonamben’ny Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina,...
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Hiova fotokevitra sy antoko noho ny disadisa ?
“Sehatra iray iarahan’ny olompirenena mifandresy lahatra ny Mihetsika ny olona manana vina ho an’i Madagasikara (Movma)....
-
Samedi 24 mai 2014 à 00:00:00
Depuis quelques semaines, les membres de la mouvance Ravalomanana et du parti « Tiako i Madagasikara » ou Tim, remettent sur le tapis la question sur le retour au pays de...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Le lycée moderne Ampefiloha (LMA) fête cette année son 50è anniversaire.
Cinquante années de bons et loyaux services que le proviseur Nirina Razafindralambo...
-
Vendredi 23 mai 2014 à 00:00:00
Le ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme a pris ses dispositions concernant le cas des expulsées du quartier...