-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Telo lahy izao no fantatra fa naiditra am-ponja eny Tsiafahy, noho ilay raharaha fanafihana ny fiara mpitondra vola an’ny orinasa Brinks, teny Amoronakona, By-pass, ny asabotsy teo....
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Rehefa tapi-dalan-kakeha tsy nahita andosirana intsony, nifandrombonan’ny fokonolona nodarohana ireto roalahy, voalaza fa jiolahy. Tsy vitan’izay, mbola nodoran’izy ireo...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Comme il fallait s’y attendre, le parti HVM est en route vers l’implosion. Des sénateurs issus de cette formation réclament en effet une session extraordinaire pour...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
“Ho hentitra amin’ny fampanajana ny fitsipika… ny polisim-pirenena amin’izao vanin’andro fetin’ny Paska izao”, hoy ny tale jeneraly...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Suite à leur Assemblée générale (AG) d’hier, des étudiants d’Ankatso ont décidé de manifester pour faire pression concernant...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Nandamoka ! Izay ny azo ilazana ny fikasan-dratsin’ireto jiolahy saika handroba ny fiara orinasa Brinks, saika hametraka vola ao amin’ny Dab (Distributeur automatique de banque),...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
La vindicte populaire continue à faire des victimes. En l’espace de deux ans, ce fléau a fait plus de 100 morts dans l’ensemble du pays.
Le bilan s’alourdit....
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Nitana ny teny nomeny, araka ny fampitandremana efa nataony tokoa ny mpitandro filaminana ao Toamasina fa tsy hitsitsy manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy. Vokany, maty voatifitry ny...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Les premiers pas des Barea de Madagascar à la coupe d’Afrique des Nations (Can) s’annoncent moins laborieux que prévus. Le tirage au sort effectué hier, en...
-
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Nampahafantarina nandritra ny filankevitry ny minisitra, omaly, fa henjehina araka ny làlana, ary hihamafy ny sazy ho an’ireo mpanondrana sy ireo nahatonga ny fandefasana ireo...