4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

News Mada Les actualités de Madagascar 1640

  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Ny 20 marsa ho avy izao no hifidianan’ny Filankevitra ambony momba ny mpitsara (CSM) izay ho mpikambana vaovao, solontenan’izy ireo, eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Manan-jo hisafidy amin’ny lafiny rehetra, toy ny lehilahy, ny vehivavy, izay matetika ambara fa lasibatry ny herisetra sy ny fanaovana tsinontsinona. Indraindray anefa, toa ny...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Ny vehivavy amin’ny endriny rehetra. Hiezaka ny tarika Moajia hanome voninahitra ireo andriambavilanitra, mandritra ny « Pao-tsatroka ho an’i Damoiz’elle »....
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Ny 9 mey ka hatramin’ny 17 mey ho avy izao no hanatanterahana eto Antananarivo ny dingan’ny fifanintsanana farany eo « Rencontres du film court » (RFC). Omaly, tetsy...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Sisca, andriambavilanitra manome lanja ny vehivavy. Hoporofoin’ny tarika iray manontolo eny amin’ny Jao’Pub Ambohipo izany rahampitso alina. Hatosany eny an-toerana...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Eusebia sy Roseliane, etsy amin’ny Jao’s Pub. Tompon-trano, kanefa haka ny toeran’ny vahiny hanafana ny sehatra i Eusebia sy Roseliane, anio alina. Izy mirahavavy zanak’i...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Tonga eto Madagasikara, ny 5 marsa teo, ny filoha lefitry ny Jeune chambre international (JCI), Basile Djossouvi, ary haharitra dimy andro. Nitsena azy teny Ivato ny JCI Madagasikara,...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Efa voatondraka fanafody ny 250.000 ha amin’ireo 1,5 tapitrisa ha rakotry ny andiam-balala. Fantatra izany nandritra ny tatitra nataon’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Nilefitra aloha hatreto ny Mapar. Ny praiminisitra amperinasa, Beriziky Omer ; ny Jly Raveloharison Herilanto ; ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony,...
  • Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
    Mikasika ilay lahatsoratra, navoakanay teto amin’ny gazety Taratra, ny alarobia 5 marsa teo, mitondra ny lohateny hoe « Manomboka sahady ny tsimatimanota : Depiote tokony higadra...