-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Ratsy fanombohana ity taona 2014 ity ho an’ny Jirama. Niharan’ny hatezeram-bahoaka ny foiben’ny Jirama any Sainte Marie, omaly 2 janoary.
Ny maraina, nanomboka ny...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
« Aoka isika hijoro hiaro ny safidy. Tena sarobidy sy manan-danja tokoa izany », hoy ny fanambaran’ireo Malagasy miasa sy monina any Amerika Avaratra, ny faran’ny taona...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Raha tsy vitsy ny mpanakanto miato kely amin’ny fisehoana sy fikarakarana hetsika, amin’izao fiandohan’ny taona izao, tsy toy izany kosa Razafiarison Nary Arthur, mpanao hosodoko...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Manao tohivakana ny hetsika eo amin’ny taranja judo. Vantany vao vita ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy rehetra, ny 27 sy 28 desambra 2013 teo, hiroso amin’ny...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Hambara amin’ny fomba ofisialy, anio eny Alarobia, ny vokatra vonjimaika eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana ho an’ny tetezamita...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Nody an-tanindrazana tsikelikely ireo sesitany tany ivelany hatramin’ny taona 2002. Anisan’izany ny tale jeneralin’ny Enam teo aloha, Randriamiarisoa...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
« Hanohitra hatramin’ny farany izay mieritreritra hanakorontana ny Gideona fandresena ny fahantrana eto Madagasikara (GFFM) satria heverinay fa hadalana izany korontana izany...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
« Tsy tandindonin-doza intsony fa efa mby an-koditra ny korontana aorian’ny fifidianana ». Izay no fanambaran’ny firaisamben’ny sendikàn’ireo...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mila resabe. Tsy hanelingelina ary hamela malalaka ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) hanao ny asany ny Les As,
araka ny fanambarana nataon’ny filohany, Voninahitsy...
-
Vendredi 03 janvier 2014 à 00:00:00
Décédé le 26 décembre 2009, Jacques Sylla, est le dernier député élu à l’île Sainte Marie. 20 décembre 2013,
quatre...