-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Ny ekipan’ny Vespa, nisy an’i Mihaja sy Rajaoba, no nandrombaka ny amboara teo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe, olon-droa miaraka,
nokarakarain’ny...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
La soirée du samedi 28 décembre 2013 a eu lieu la réouverture officielle de la piscine au restaurant Le Bateau Ivre situé sur le bord de la mer de...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Décidément, malgré les financements octroyés dernièrement à la commune urbaine d’Antananarivo (CUA), cette dernière n’arrive pas encore...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Niverina nitambatra indray ny mpikambana tao anivon’ny Mazavaloha, vondrona tanora avy amin’ny boriborintany rehetra eto an-drenivohitra.
« Tsy nisaraka mihitsy izahay na...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Vokatry ny lesoka azo notsoahina nialoha, indrindra indrindra, nandritra sy ny taorian’ny fifidianana izay mbola iainana amin’izao fotoana izao; sy ahafahana mijery ny hoavy tsaratsara...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Tonga tao Ambatondrazaka, efa ho iray volana, ny Mobile Cultural Center. Nahasarika ny sokajin’olona rehetra tao an-drenivohitr’i Alaotra ity foibe ara-kolontsaina azo afindrafindra...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Bobaka ny nakafoka taorian’ny fety satria nanao be fitsotro tamin’ny alikaola tsy nahalala izay hahafaty, hitsenana ny taona vaovao. Nisy ihany koa anefa ny tsy mba nakafoka izany na...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Afaka volana iray eo ho eo dia ho hita eny an-tsena ny Kaki, ilay manana loko mavo volom-boasary, ka ny atiny no fihinana, izay mamy no be ranony.
Ankoatry ny tsirony, betsaka ny voka-tsoa...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Ny taona 2008 no nanomboka ny krizy ara-bola eran-tany. Nahatonga izany ny fitotongan’ny fifanakalozana ara-bola eran-tany, niainga tany amin’ny firenena matanjaka, indrindra ny...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Madagascar, comme 28 autres pays d’Afrique, fait partie du comité de coordination pour le développement de l’artisanat africain.
L’un des objectifs de ce...