-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Manohy manara-maso ny fivoaran’ny famoaham-bokatra vonjimaika sy ny fanisam-bato eto amintsika ny Masoivoho amerikanina.
Nanentana ireo manam-pahefana isan’ambaratongany, noho...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Maivana ny fifanakalozana ara-barotra eran-tany, ny taona 2013, araka ny fahitan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny varotra (OMC).
Mbola tsy nivoaka ny tarehimarika 2013, fa ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy nisy fiovana fa ny teo ihany no teo raha ny vokatra ho an’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra no lazaina.
Tsy nisy ny vokatra fa toy ny mahazatra hatrany. Mampitafy...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Mahita ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) fa tsara toekarena aty atsimon’i Afrika tamin’ny taona 2013, araka ny tatitra nataony navoaka ny 31 oktobra. Somary nisy akony...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Raha haingana indrindra amin’ny fiara 4x4, 17 ora ny hanaovana ny lalana 117 km avy eo Soanierana Ivongo mankany Mananara Avaratra. Lalana ratsy indrindra ao anatin’ny faritra...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Distrika iray anatin'ny faritra Analanjirofo i Mananara Evaratra. Ahitana karazana harena rehetra nefa tsy mitondra fampandrosoana ho an’ny faritra sy ho an’ny firenena...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy fahita firy ny fitsaharana amin’ny asa an-kalalahana na fametraham-pialan’ny Papa Benoît XVI, teo amin’ny faha-85 taonany, ny 28 febroary.
Tsy afa-manohy ny asany...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
"Na nizotra soa aman-tsara aza ny fanatanterahana ny fifidianana eo anivon’ny Cenit,
nisy ny olana lehibe mety hiteraka fifandonana ary hampihen-danja ny maha ara-drariny ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Samy nahazo ny anjarany. Nanolotra kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN) ho an’ny mponina ao amin’ny boriborintany V Rafalimanana Hery,
mpitarika ny...
-
Mardi 31 décembre 2013 à 00:00:00
Hifarana ny taona. Tombanana fa hanao jery todika sy hitanisa ny zava-bitany tao anatin’ny efa-taona ny filohan’ny tetezamita, Rajoelina amin’ny lahateniny anio...