-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Mahatratra 450 hatramin’ny 460 Ar izao ny elanelana amin’ny vidim-bary faran’ny ambony sy faran’ny ambany, araka ny tarehimarika navoakan’ny Observatoire du riz (OBR)...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Haka rivotra ireo mpitondra. Ny talata 7 janoary 2014 vao hiverina hivory indray ny filankevitry ny governemanta hotarihin’ny Praminisitra Beriziky.
Samy hifantoka amin’ny...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Novaina ny CES sy ny lisitra kandidà filoham-pirenena
Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) no misahana ny fitsarana ny raharaham-pifidianana:
fankatoavana ny...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Ialana tsiny amin’ny mpamaky hajaina: tsy tafavoaka ity lahatsoratra ity, izay tokony ho nivoaka, omaly, araka ny voalaza tamin’ny takila voalohany.
"Aoka hitory...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Nanapa-kevitra ny handefa an’ilay manampahaizana momba ny lalàna, Brian Currin ny filoha teo aloha Ravalomanana, manoloana izao famoahana ny voka-pifidianana...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mihetsika firy intsony. Efa mihoatra ny antsasak’ireo birao fandatsaham-bato no nahazoan’ny eny anivon’ny Cenit, ny voka-pifidianana hatramin’ny omaly...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Hasahotaky ny politika hiadiana « seza » indray ny tantaram-pirenena. Nolazain’ny mpanelanelana vahiny ho fivoahana amin’ny krizy lavareny nahatafatsofohan’i...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Niavaka tamin’ny firongatry ny fitsaram-bahoaka, niseho tamin’ny endriny maro (fandorana olona, fanimban-javatra, fanafihana tobin’ny mpitandro filaminana...), ity taona 2013,...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Sotro ranom-barin’alika ny politika? Farany vao misy ventiny... Amin’izao fiafaran’ny taona izao, ankatoky ny fiafaran’ny tetezam...
iitatra raha atao hoe ny...
-
Vendredi 27 décembre 2013 à 00:00:00
Index de l'article
Conjoncture : apaisement politique en péril
Union Africaine : note positive concernant les élections du 20 décembre...