-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
La mission d’observation électorale de l’Union européenne, la MOE UE, a également fait sa déclaration préliminaire, hier à l’hôtel...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Niavaka ! Na mbola rahampitso aza ny fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy, efa naneho izany sahady, ny faran’ny herinandro teo, ny Antoko mpihira Md Etienne Ambanidia (CSEA)...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Misokatra sy efa miasa hatramin'ny volana septambra tamin'ity taona ity, eny amin'ny fokontanin'Ambohimena, ao an-drenivohitr'i Vakinankaratra ny sekoly fampianarana mozika Ecole de guitare de...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
« Nautica ». Fifaninanana lomano fanao sy karakarain’ny Natation Club Esca isan-taona. Tokony ho niditra tamin’ny andiany fahafolo, ny faran’ny herinandro teo, tetsy...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy afa-manohy ny asany intsony Razafinjatovo Honoré na Noré, tale teknika nasionalin’ny federasiona malagasin’ny volley.
Naaton’ity farany amin’ny asany...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoan’ny federasiona malagasin’ny taranja « lutte », ho an’ny taom-pilalaovana 2014. Fantatra mantsy fa lalao iraisam-pirenena miisa...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny vakoka ny fanomezan-danja ireo toerana manan-tantara.
Tafidita ao anatin’izany ny tranon’ny...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fandorana fanafody lany daty izay mamoaka setroka maimbo ataon'ny toeram-pitsaboana olona marary saina sy tiberkilaozy ao amin'ny fokontany Analankinina,
Hopitaly be, Toamasina izay...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanaovana asa soa ataon’ny filoham-boninahitry ny Groupement des associations régionales (GAR), Mahavimbina Alain,
izay lehiben’ny faritra teo aloha....
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny maha sampandraharaha ara-bola azy, mandray anjara amin’ny fanampiana ny Malagasy sahirana ihany koa ny banky Microcred Madagascar.
Anisan’izany ny fiahiany ireo zaza...