-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Kenda ireo andrimpanjakana. Mikatso noho ny fitokonan’ireo mpisafo raharaham-panjakana ny asan’ireo andrimpanjakana mahaleo tena amin’ny fitantanana. Re omaly, ohatra, fa...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy delestazy ! Manamafy ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Jirama, Randrianarison Feno, fa tsy delestazy velively ny niseho teto an-drenivohitra, ny alarobia sy ny...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy misy fitoniana ! Mitohy ny fitaintainan’ireo ray aman-dreny sy ny mpianatra avy nanala fanadinana. Tsy mbola afaka ady na vita aza ny fanadinana. Manampy trotraka ny savorovoro...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Tanterahina etsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely, nanomboka omaly ary mitohy anio, ny Salon de l’entrepreneuriat et de l’emploi. Tanjona ny hanampiana ny...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Mbola mitana ny «décret» telo mahakasika ny fitakiana hatramin’izay ny mpampianatra mpikaroka ao anatin’ny Seces, taorian’ny fivoriambe nasionaly izay...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Mankalaza ny faha-50 taonany ny Fiangonana kristiana protestanta malagasy (FKPM) Betela Ambatofotsy Avaradrano, amin’ity taona ity.
Tanjon’ny fiangonana ny hanehoan’ny...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
La crise politique qui secoue Madagascar a des impacts négatifs sur la destination Madagascar. Pire, la mise en place de la redevance de sûreté aéroportuaire a...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Le chef de file de la mouvance Ravalomanana et non moins président du Congrès de la Transition, Mamy Rakotoarivelo, a réitéré hier à son bureau...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Face à la situation qui prévaut actuellement dans le pays, notamment l’ultimatum lancé par le Gic-M à l’endroit des candidats controversés, le...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Anisan’ny misongadina amin’ny sata manokana ho an’ny filoham-pirenena na ny filoham-panjakana teo aloha, efa nolanin’ny parlemantera, ny fahazoan’izy ireo...